Vidanza madio | ||||||||||
Vidange Hygiénique alternative Vidange hygiénique à faible coût. Fiofanana ara-teknika : vidanza madio, mora vidy manuel Mar 2013 ; 21 pages ![]() Ed. Practica Foundation - Antananarivo Practica Foundation - Papendrecht WASHplus Project - Washington Téléchargeable sous format: PdF ![]() ![]() Rédigé par des techniciens investis dans le domaine de la vidange à Madagascar, ce manuel présente des éléments de base sur lesquels pourront être développés des services de vidange d’un genre nouveau : plus performants, plus propres et plus professionnels. Ce manuel s’adresse aux entrepreneurs, collectivité et opérateurs impliqués dans la gestion des boues fécales, en introduisant les principes essentiels à considérer pour maîtriser, à chaque étape d’une vidange, les risques sanitaires et d’accident que la manipulation des boues entraîne. Takarina: Ity toro-lalana izay novolavolain’ireo teknisiana eo anivon’ny fanaovana vidanza eto Madagasikara ity dia ahitana hevitra maromaro azo trandrahana ahafahana manatontosa vidanza amin’ny fomba vaovao : mahomby, madio,ary manara-penitra. Natokana indrindra izy ity ho an’ireo mpandraharaha, na vondron’olona miasa eo amin’ny sehatry ny fitantanana ny diky, satria dia voazava ato avokoa ireo fepetra lehibe takiana mba hamehezana ireo dingana rehetra ilaina amin’ny fanaovana vidanza, ny fiantraikany ara-pahasalamana, ary ireo loza mety hitranga hateraky ny fikirakirana ny diky. Famintinana: 1. ireo tsara ho fantatra. 4 1.1 inona no antsoina hoe « fotaka vidanza » ? . 4 1.2 ireo karazana « fotaka vidanza » . 4 1.3 fotaka vidanza : tena danger ! . 5 1.4 rahoviana no fongarana ny lavaka ? . 5 1.5 manome fahafaham-po ho an’ny clients . 6 2. ireo tokony entina manao vidanza . 7 1.6 fitaovana fanaovana vidanza . 7 1.7 fitaovana fiarovana . 7 1.8 fitaovana madinidinika . 8 1.9 fitaovana fanadiovana . 8 3. ny fomba fanaovana vidanza madio . 9 dingana 1 : fikarakarana ny chantier . 9 dingana 2 : fikarakarana ny fitrohana. 10 dingana 3 : fitrohana ny fotaka vidanza . 12 dingana 4 : chargement . 13 dingana 5 : famaranana ny chantier. 14 dingana 6 : fitaomana ny fotaka vidanza . 14 4. toera-panitrihana fotaka vidanza . 17 Publics-Cibles:
|
||||||||||
En cas de lien brisé, nous le mentionner à communication@pseau.org |